|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanankinana (ankina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zavatra atao tohan' ny zavatra hafa iray: Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy eto izahay [1.1] | ||
| [Rel. s. from manankina (ankina).] Anything on which another is made to lean or rest [1.2] | ||
| Ohatra | Ny fomba tsara indrindra mba hisorohana izany dia ny fanankinana ny ministera tsy misy ministra amina ministra mpisolo toerana efa mpikambana ao amin' ny Governemanta ankehitriny
[4.27] | |
| Teny iditra | fanankinana (ankina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| A plant that used to be held by the owners of bulls in bull-fights with the idea that it would ensure victory. [1.2] | ||
| [Merina] (de ankina : soutien, stimulant). Herbe indéterminée que les propriétaires de taureaux font absorber à leurs animaux avant le combat. On leur administre aussi, parfois, de la décoction du tsilaky. [1.196] | ||
| Voambolana | ~ | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/02 |
|