|
|
|
|
Teny iditra
fanatsiredaredana
(
tsiredareda
)
Sokajin-teny
anarana
Fanaovana an-tsirambina, an-tandrevaka; tsy fitandremana, tsy fikajiana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05