|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fandalorana (lalotra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso [1.1] | ||
| A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel. [1.2] | ||
| L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage [1.3] | ||
| Truelle, polissoir [1.3] | ||
| Ohatra | Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |
|