|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fandrahana (fandraka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo itỳ Resena lahatra, anaovana po-tandroka: Nofandrahako ny anao lahy ka resy lahatra Hafainganina, ampandrosoina (raharaha): Nofandrahan' i Dada ny adindry Rakoto ka vita tsara [1.1] | |||||||||
| To be cut by a chisel; to be morticed. [1.2] | |||||||||
| To be chiseled [1.7] | |||||||||
| Qu'on cisèle [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | fandrahana (rahana) | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Fomba entina mandrahana, mampangotraka [1.1] | |||||||||
| Teny iditra | fandrahana | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Betsimisaraka] Soamaravo [1.1] | |||||||||
| Teny iditra | fandrahana | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Bara, Betsileo, Sakalava] (de rahaka : ramifications) Nom d'un chiendent malgache. Cynodon dactylon (L.) Pers (Poaceae). Bonne fourragère. Voir aussi fandrotrarana. [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Anarana ara-tsiansa | Cynodon dactylon | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|