|
|
|
|
Teny iditra
fandraviravy
(
raviravy
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mandraviravy, manantona, manakirazorazo; fomba entina mampiseho na mampideradera vola hitaomana olona hanao zavatra iray
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05