|
|
|
|
Teny iditra
fandrohy
(
ro
hy
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mandrohy, izany hoe mamatotra mafy na misambotra omby amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na ny tongony
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20