|
|
|
|
Teny iditra
fanendriken
dre
hana
(
endri
ken
drika
)
Sokajin-teny
anarana
Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana
[
1.1
]
L'action de calomnier
[
1.3
]
Ohatra
1
Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny
fanendrikendrehana
no tampon-dohan' ny ratsy indrindra.
[
2.285
]
2
na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava,
fanendrikendrehana
na fahafoizan-tena.
[
2.296
]
Nohavaozina tamin' ny 2017/06/12