|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | faneva (heva) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tapa-damba ahantona amin' ny hazo ka enti-milaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo amin' ny toerana fivarotana omby Saina [1.1] | ||
| Famantarana mampiavaka ny tarika iray; saina kely famantarana tarika iray [1.13] | ||
| [Mod. s. from maneva (eva, or heva.).] A war flag, an ensign. [1.2] | ||
| A flag, a banner; a motto for a meeting, etc [1.7] | ||
| Drapeau, enseigne; devise [1.8] | ||
| Emblème; fanion [1.13] | ||
| Ohatra | ny Sakalava, nitondra faneva fotsy hananika an' Ambohimanga.
[2.48] | |
| Lahatsoratra | Randzavola: faneva ao amin' ny Baiboly | |
| Teny iditra | fañeva | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Sihanaka] Mendrika, manendrika [1.78] | ||
| Teny iditra | fañeva | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Chevelure. (maramàrene). Rac. eva (?). [1.19] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |
|