|
|
|
|
Teny iditra
fanifika
(
hifika
)
Sokajin-teny
anarana na mpamaritra
Fomba entina manifika, mampiala, manesotra
Azo ahifika:
Tsy fanifika ny ondry botry fa mety hanao kambana izy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14