|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanipahana (tsipaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|