|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanjaitra (zaitra) | ||||
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||
| Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra [1.1] | |||||
| Teny iditra | fanjaitra (zaitra) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy:
Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra [1.1] | |||||
| A needle [1.2, 1.7] | |||||
| Aiguille [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Ankamantatra | Hetrao ilaikely fa hiady? Fanjaitra. | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/02 |
|