|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanjofo (jofo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina manjofo mikapoka, mamely Fomba na toetran' ny olona na zavatra manjofo, mandroso tsisy tahotra, miantsambotra midodododo [1.1] | ||
| [Bezanozano] Ady [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|