|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanofana (hofa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... [1.1] | ||
| Teny iditra | fanofana (hofa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana [1.1] | ||
| Teny iditra | fanofana (ofana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|