|
|
|
|
Teny iditra
fanorotoroana
(
toro
to
ro
)
Sokajin-teny
anarana
Famakiana (zavatra) atao potipotika, fanamontsanana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20