|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanosehana (tosika) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fandronjenana mba hivoaka amin' ny faritra iray mamotraka, fandroahana [1.1] | |||||
| L’action de pousser, de chasser de la caste, le temps, l’instrument La viande que l'on mange avec le riz (elle pousse le riz, aide à le manger) [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Teny iditra | fanosehana (tosika) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Vy na varahina, miendrika kaopy bitika kely, isisihan' ny fanondro ka entina manosika ny fanjaitra mba tsy hampaharary ny fanondro (fiteny tsy mihaja) Laoka; izay rehetra entina manosika ny sakafo [1.1] | |||||
| A thimble. See lede [1.2] | |||||
| A thimble [1.7] | |||||
| Dé à coudre [1.3, 1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | Ao ho ao an-joron-databatra ny fanosehana (Le dé est par là dans un coin de la table)
[1.107] | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22 |
|