|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | faohana (faoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Diovina amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Tsy nofaohanao tsara ny fanaka, anaka [1.1] | |||||||||
| To be wiped [1.2, 1.7] | |||||||||
| Qu'on essuie [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|