|
|
|
|
Teny iditra
fendrotra
Sokajin-teny
anarana
Fananana endrika miketrona noho ny fahoriana mahazo na fanaintainana amin' ny aretina.
[
1.1
]
Sampanteny
afendrotra
,
fifendrotana
,
fifendrotra
,
ifendrotana
,
mahafendrotra
,
mifendrotra
,
mpifendrotra
,
voafendrotra
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23