|
|
|
|
Teny iditra
fibanabana
(
bana
ba
na
)
Sokajin-teny
anarana
Toetra na fomban' ny zavatra, toy ny varavarambe na varavarankely, izay mivoha tsara tanteraka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20