|
|
|
|
Teny iditra
fidilotra
(
dilotra
)
Sokajin-teny
anarana
Fikasohana mamoaka feo midridroka, fikitrohana:
Tsy tantiko ny mandre ny fidiloran' ny nifin' io zaza io rahalina
[
1.1
]
Tovy hevitra
fidilorana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05