|
|
|
|
Teny iditra
fiforonana
(
fo
rona
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba iforonana, izany hoe isiana, ahatongavana ho...; fisiana:
Lazao raha fantatrao ny fiforonan' ny rahona
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20