|
|
|
|
Teny iditra
fihintsana
(
hintsana
)
Sokajin-teny
anarana
Fomban' ny zavatra mihintsana, miala, miraraka:
Jereo kely ny fihintsan' ny vonin' ireto raozy ireto
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05