|
|
|
|
Teny iditra
fikajakajana
(
kaja
ka
ja
)
Sokajin-teny
anarana
Fikarakarana, fanolokoloana, famboarana, fitandremana:
Ny fikajakajanareo ny biby sy ny toerany no mampahomby ny fiompianareo
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20