|
|
|
|
Teny iditra
fiketronana
(
ketrona
)
Sokajin-teny
anarana
Fiforetana, fivalonana, fikainkonana, fisiana fivalombalonana amin' ny tarehy:
Ny fiketronana, hono, no mariky ny fahanterana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05