|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fikisinana (kisina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro amin' ny fikisinana eo ampandriana i Balita kely ka diso fidirana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|