|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fiofanana (ofana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fiomanana, amin' ny alalan' ny fianarana, hanao asa na handray raharaha (na raharaha vaovao na raharaha efa misy ny tena) mba hahavitana azy tsaratsara kokoa [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|