|
|
|
|
Teny iditra
firezareza
(
rezareza
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba na toetran' ny olona mirezareza, izany hoe mandeha miadana misonanina manketsy mankeroa
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05