|
|
|
|
Teny iditra
fisandoka
(
san
doka
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina misandoka, izany hoe milaza ny tena ho izao na izao na mihambo ho tompon' ny zavatra tsy azy akory
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20