|
|
|
|
Teny iditra
fisandrahaka
(
sandrahaka
)
Sokajin-teny
anarana
Firantsandrantsanana, fisampantsampanana, fivelaran' ny rantsana betsaka:
Mahafinaritra ny fisandrahaky ny ravinala
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05