|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fisavoanana (savoana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fiakarana ambony eny amin' ny habakabaka; fisondrotana, fidanganana (vidin-javatra); fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|