|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fisiahana (siaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana amin'ny siaka. [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|