|
|
|
|
Teny iditra
fisintahana
(
sintaka
)
Sokajin-teny
anarana
Fialana ny tokantrano, fisarahana amin'ny vady:
Ny vehivavy no manao fisintahana fa tsy ny lehilahy akory.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05