|
|
|
|
Teny iditra
fisolelahana
(
so
le
laka
)
Sokajin-teny
anarana
Fandokadokafana sy fanolikolena fatratra hahazoana zavatra:
Mitory toetra ambany dia ambany ny fisolelahana.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20