|
|
|
|
Teny iditra
fisolika
(
solika
)
Sokajin-teny
anarana na mpamaritra
Fomba entina misolika, na mamitaka, manolikoly amin'ny fomba tsy mendrika.
Azo fitahina na kolikolena.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05