|
|
|
|
Teny iditra
fitaboretaka
(
taboretaka
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba na toetran'ny olona mipetraka mibotetaka, tsy miarina tsara fa toa miretaka, mifotetaka.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05