|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fitahontahonana (tahontahona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahonany no nanalan'ny mpampiasa azy. [1.1] | ||
| Tovy hevitra | fitahontahona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|