|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fitaiza (taiza) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mitaiza na mikarakara mba hanasoa sy mba hahaolom-banona:
Tsara fitaiza ny zaza apetraka amin'io zazavavy io.
Teny enti-milaza izay rehetra tehirizina hatao fiandry an-tratra: Fanafody atao fitaiza mihitsy ny anay ny fanazava. [1.1] | ||
| [Mod. s. from mitaiza (taiza).] An extra supply of anything put aside for use in case of need; a gun carried by the guards of the sovereign; materials kept ready in weaving to lengthen a thread broken in the warp; a mode of nursing. See antratra. [1.2] | ||
| Anything kept in reserve [1.7] | ||
| Ce qui est tenu en réserve [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|