|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fitakolahana (takolaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitampifiana fiafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitily: Ny fitakolahako tao ambadiky ny varavarana no nandrenesako ny teniny rehetra. [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|