|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fitambarana (tambatra) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fikambanana: Mahatratra valopolo ny fitambaran' ny mpianatra ao amin' ny lakilasy fahatelo sy fahefatra Fiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran' ny hazo amin' itỳ rafitra itỳ Fiharoana: Ny fitambaran' ny oksizena sy hidrozena no tonga rano [1.1] | |||||
| L’union, la jonction, l'addition, le lieu, la cause [1.3] | |||||
| Réunion [1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24 |
|