|
|
|
|
Teny iditra
fitampesona
(
tampesona
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mitampesona, mangataka sesilany, mitambezo tsy miato.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05