|
|
|
|
Teny iditra
fitanatana
(
tana
ta
na
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba na toetran'ny zavatra mitanatana (varavarana, vava, lavaka).
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20