|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fitohoka (tohoka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomban' ny zavatra mitohoka, izany hoe mihandrona betsaka eo am-bavan-javatra, varavarana, sns...: Jereo izato fitohoky ny vahoaka eo am-baravarana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|