|
|
|
|
Teny iditra
fitombenana
(
tom
bina
)
Sokajin-teny
anarana
Fipetrahana; ny faritra amin' ny tenan' ny biby na ny olona izay mitehaka amin' ny tany rehefa mipetraka izy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20