|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fitontona (tontona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fianjera midofotra, fidona amin-javatra: Tsy heno akory ny fitonton' ny iohany tamin' ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|