|
|
|
|
Teny iditra
fitontonana
(
tontona
)
Sokajin-teny
anarana
Fianjerana midofotra; fidonana amin-javatra:
Ny fitontonana amin' ny vato dia mafimafy kokoa noho ny fitontonano amin' ny tany
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05