|
|
|
|
Teny iditra
fitopazana
(
topy
)
Sokajin-teny
anarana
Ny fijerena kely miserana, fiantefan-javatra:
Ny fitopazan' ny masony fotsiny teny amiko dia ampy nankahery ahy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05