|
|
|
|
Teny iditra
fitsakatsaka
(
tsakatsaka
)
Sokajin-teny
anarana
Toetra na fomban' izay mitsakatsaka, izany hoe mandeha miditra anaty lobolobo, mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05