|
|
|
|
Teny iditra
fitsimpona
(
tsimpona
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mitsimpona, izany hoe maka tsirairay fa tsy manao fao-be:
Atoroy azy ange, ry Ikoto, ny fitsimpona akotry a
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05