|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fitsitsiana (tsitsy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsy fandaniana foana, fandalàna: Androm-pitsitsiana izao Tsy famizanana foana, tsy fanaovana mosalahy: Tsy azo omen-tsiny izy fa fitsitsiana aina no nataony [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|