|
|
|
|
Teny iditra
fitsivetraka
(
tsivetraka
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mitsivetraka, na mipetraka mamelatra ny tena ary sondriana amim-piadanana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05