|
|
|
|
Teny iditra
fitsoitsoy
(
tsoitsoy
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny olona na zavatra (volo) mitsoitsoy, izany hoe vonton-drano ka mifitsaka ary mitete rano
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05